FITIAVANA TSARA INDRINDRA (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
_Ny fitiavana tsara indrindra, fa fitiavana tsy novidiana
Dia ny nitiavan' Andriamanitra Tompo ny tany sy izao rehetra izao,
Fa nomeny ny zanaka tiany mba hitondra ny heloka vita
Ireo mino rehetra dia tsy mba cgss ho very kschnptr ,ho velona mandrakizay
Izy tonga hitondra mazava ho anao ,hanalana ny haizina anaty
Izy tonga tsy hoe hanameloka anao , fa hamonjy sy hanafaka anao,
Mibebaha ianao ka mino ny Tsitoha mino ny Mpanjaka Tsitoha (fa)
Fa ny mino rehetra ho vonjeny
Mibebaha ianao fa efa tonga Jesoa mba mamela ny heloka vita.
Toy tononkira.serasera.org izao no nitiavan'ny Tompo ' zao tontolo izao efa simba ,fa nomeny qntocfs ny Zanaka mba tsy ho very izay mino Azy izay mino Azy
Fa nomeny ny Zanaka tiany, mba hitondra ny heloka vita
Ireo mino rehetra dia tsy mba ho very
Ho velona mandrakizay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : GALAFVisites : 1224
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : MICHAEL.XSQ
Date : 22/03/2024 17:40