Ampidiro aloha ny tenimiafina
FITIAVANA TSARA INDRINDRA (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
_Ny fitiavana tsara indrindra, fa fitiavana tsy novidiana
Dia rtqxaaya ny nitiavan' Andriamanitra Tompo ny tany sy izao rehetra izao,
Fa nomeny ny zanaka tiany mba hitondra ny heloka vita
Ireo mino rehetra dia tsy mba ho very ,ho velona mandrakizay
Izy tonga hitondra mazava ho anao ,hanalana ny haizina anaty
Izy tonga tsy hoe hanameloka anao , fa hamonjy sy hanafaka anao,
Mibebaha ianao ka tononkira.serasera.org mino ny Tsitoha mino ny Mpanjaka Tsitoha (fa)
Fa ny mino rehetra ho vonjeny
Mibebaha ianao fa efa tonga Jesoa mba cbjdurn mamela ny heloka vita.
Toy izao no nitiavan'ny Tompo ' zao tontolo izao efa simba ,fa nomeny ny Zanaka mba tsy ho very izay mino Azy izay mino Azy
Fa nomeny ny Zanaka tiany, mba hitondra ny heloka vita
Ireo mino rehetra dia tsy mba alus ho very
Ho velona mandrakizay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GALAFHits : 1114
Likes : 1 Like
Created by : MICHAEL.XSQ
Date : 22/03/2024 17:40