EO anilanao (GALAF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
EO anilanao(no fa) no faniriako (anilanao ry Jeso)
Eo anilanao(no fi) no fifaliako (Jeso)
Raha sarotra ny diako Ianao no itokiako
Ry Jeso a(Ianao tokoa) ry Jeso(Jeso)
EO anilanao no tena mamy sy tena hetahetako
Ry Jeso('lay tokiko) ry Jeso (fiadanako)
Sambatra tokoa(ny eo) ny anilanao (anilanao ry Jeso)
Ho sambatra tokoa (tokoa) ny olonao(satria)
Ianao Mpamela heloka ,Ary manadio ny olonao
Ho anao(ho ibqlh anao Jesoa)ho Anao(ho Anao)
EO rjoxh anilanao no tena mamy sy tena hetahetako
Ry Jeso('lay tokiko) ry Jeso( fiadanako)
Raiso aho Jeso(Jeso) ho mpianatrao ( hanara-dia Anao)
Raiso ho Anao (ho Anao) manotolo(Jeso)
Fa tena faniriako ny ho eo anilanao Jeso
Raiso aho(ôraiso aho) ho Anao( ho Anao)
Eo tononkira.serasera.org bmkdapdp anilanao no tena mamy sy tena hetahetako
Ry Jeso ('lay tokiko) ry Jeso ( fiadanako)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GALAFVangy : 771
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 03/12/2024 18:59