Endrey ny hafaliana (GALAF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny hafaliana ( faliana)
Satria nivaly ilay fitakiana ( takiana)
Tanteraka izao ny faniriana ( nirina)
Ka velona hira sy lamakom-pihobiana
Ka he ! ravoravo (he ravo)
Misaotra sy rtuxjc Midera ilay avo (lay Avo)
Tsy mba namingana na nolzruen nandavo ,fa soa miavoavo
Nomenao anay mavomavo ( ry Ray ô)

Mahafinaritra ahy,, Ny miarak'Aminao Andriamanitra
Ka tsy voafetra na koa voafaritra
ilay fitiavanao maharitra
Natobakao idamvm isan'andro moa
ho anay hatrany hatrany ireo soa
ka mba hasoa tononkira.serasera.org avokoa , Na tsara na ratsy koa
Noho ny hindrafo ,dia afaka hirihariha tokoa

Fa novalianao ( valianao)
ireo toloko sy ireo talaho(natao)
Ka tretrika ny fonay izao (izao)
Hanandratra hira sy antema vaovao
he mamiran -dava(ny tava)
Ny fitahianao lalan-dava(dia rava)
Ny tebiteby ho hisava  ny haizina rava
fa nosoloanao ny mazava (Ry Ray ô)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GALAF
Vangy : 363
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MICHAEL.XSQ
Daty : 27/10/2025 08:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307