Zay matoky an'i Jehovah (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay matoky an'i Jehovah
Dia tahaka ny tendrombohitr'i Ziona
Izay tsy mihetsika
Fa tononkira.serasera.org maharitra mandrakizay
Tahaka ny tendrombohitra
Manodidina an'i Jerosalema
No andidinan'i Jehovah ny crawgo olony
Hatramin'izao ka tmfnk ho mandrakizay
Jehovah eozifm Tompon'ny maro
Sambatra 'zay olona mahatoky Anao
Fa raha mamaky ny lohasaha baka izy
Dia ataonao misy loharano izany
Ary ny loha-orana manarom-pitahiana Azy
Miampy hery eny am-pandehanana Izy
Samy miseho eo anatrehan'Andriamanitra
Any Ziona izy rehetra
Dia tahaka ny tendrombohitr'i Ziona
Izay tsy mihetsika
Fa tononkira.serasera.org maharitra mandrakizay
Tahaka ny tendrombohitra
Manodidina an'i Jerosalema
No andidinan'i Jehovah ny crawgo olony
Hatramin'izao ka tmfnk ho mandrakizay
Jehovah eozifm Tompon'ny maro
Sambatra 'zay olona mahatoky Anao
Fa raha mamaky ny lohasaha baka izy
Dia ataonao misy loharano izany
Ary ny loha-orana manarom-pitahiana Azy
Miampy hery eny am-pandehanana Izy
Samy miseho eo anatrehan'Andriamanitra
Any Ziona izy rehetra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 163
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 26/01/2026 08:34
