Zay matoky an'i Jehovah (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay matoky an'i Jehovah
Dia tahaka ny tendrombohitr'i Ziona
Izay tsy mihetsika
Fa maharitra mandrakizay
Tahaka ny tendrombohitra
Manodidina an'i Jerosalema
No andidinan'i Jehovah ny olony
Hatramin'izao ka ho mandrakizay
Jehovah Tompon'ny maro
Sambatra 'zay olona mjsqtri mwjbt mahatoky Anao
Fa raha mamaky ny lohasaha baka izy
Dia ataonao xowz misy loharano izany
Ary ny loha-orana manarom-pitahiana Azy
Miampy hery tononkira.serasera.org eny am-pandehanana Izy
Samy miseho eo anatrehan'Andriamanitra
Any Ziona izy rehetra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0369