Zay matoky an'i Jehovah (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay matoky an'i Jehovah
Dia tahaka ny tendrombohitr'i Ziona
Izay tsy mihetsika
Fa maharitra mandrakizay
Tahaka ny tendrombohitra
Manodidina an'i Jerosalema
No andidinan'i Jehovah ny olony
Hatramin'izao ka ho mandrakizay
Jehovah Tompon'ny ihjktjjy maro tononkira.serasera.org
Sambatra 'zay olona mahatoky Anao
Fa raha mamaky ny lohasaha baka izy dyebno
Dia ataonao misy loharano yolvvlxa izany
Ary ny loha-orana manarom-pitahiana Azy
Miampy hery eny am-pandehanana Izy
Samy miseho eo anatrehan'Andriamanitra
Any Ziona izy rehetra
Dia tahaka ny tendrombohitr'i Ziona
Izay tsy mihetsika
Fa maharitra mandrakizay
Tahaka ny tendrombohitra
Manodidina an'i Jerosalema
No andidinan'i Jehovah ny olony
Hatramin'izao ka ho mandrakizay
Jehovah Tompon'ny ihjktjjy maro tononkira.serasera.org
Sambatra 'zay olona mahatoky Anao
Fa raha mamaky ny lohasaha baka izy dyebno
Dia ataonao misy loharano yolvvlxa izany
Ary ny loha-orana manarom-pitahiana Azy
Miampy hery eny am-pandehanana Izy
Samy miseho eo anatrehan'Andriamanitra
Any Ziona izy rehetra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVisites : 237
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 26/01/2026 08:34
