sento (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha mbola miaina eto an-tany
tsy maintsy mizaka ny mafy
Misento ka velon-tomany
F'izany tononkira.serasera.org no fomban'ny tany
Jereo re ny lanitra ambony
Jereo ka banjino, hitokio
Fa ao Ilay mitsinjo anao
Mitsinjo anao isan'andro
REF:
Ka inonano mampisento
Maninona no mitomany
Fa aoka hatoky isan'andro isan'andro
Ilay Andriamanitra Ray
2-Raha toa ka mitraotra tsy tanty
Tsy zaka intsony indrisy
Lohasahan-dranomaso no eto
Jereo ebkrkatu ihany io lanitra dalp ambony
Jereo sshnc ka banjino, hitokio
Fa ao Ilay mitsinjo anao
Mitsinjo anao isan'andro
tsy maintsy mizaka ny mafy
Misento ka velon-tomany
F'izany tononkira.serasera.org no fomban'ny tany
Jereo re ny lanitra ambony
Jereo ka banjino, hitokio
Fa ao Ilay mitsinjo anao
Mitsinjo anao isan'andro
REF:
Ka inonano mampisento
Maninona no mitomany
Fa aoka hatoky isan'andro isan'andro
Ilay Andriamanitra Ray
2-Raha toa ka mitraotra tsy tanty
Tsy zaka intsony indrisy
Lohasahan-dranomaso no eto
Jereo ebkrkatu ihany io lanitra dalp ambony
Jereo sshnc ka banjino, hitokio
Fa ao Ilay mitsinjo anao
Mitsinjo anao isan'andro
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAHits : 239
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 17:11
