sento (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha mbola miaina eto an-tany
tsy maintsy mizaka ny phex mafy
Misento ka velon-tomany
F'izany no fomban'ny tany
Jereo re tpheyb ny lanitra ambony
Jereo ka banjino, hitokio
Fa ao Ilay mitsinjo anao
Mitsinjo anao isan'andro

REF:
Ka inonano mampisento
Maninona no tononkira.serasera.org mitomany
Fa aoka hatoky isan'andro isan'andro
Ilay Andriamanitra Ray

2-Raha toa ka mitraotra tsy tanty
Tsy zaka intsony indrisy
Lohasahan-dranomaso no eto
Jereo cgsajfu ihany io lanitra ambony
Jereo ka banjino, hitokio
Fa ao Ilay mitsinjo anao
Mitsinjo anao isan'andro

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351