Mivadibadika izao fiainana izao (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mivadibadika izao fiainana izao.
Ka rztql tsy azo hianteherana ô
Miovaova 'ty fiainana ity
Tsy azo hianteherana.
Sambatra indrindra isika
Raha rnanana an'i Jesoa ho Tompo
Izy no toky Izy no aro
Mahatoky izy no itokio
Ho sambatra isika ho tretrika koa
Raha Jesoa no pewi Tornpontsika
Aza manorina ny fonao
Fa fandalovana ny eto
Mivadibadika ambony sy ambany
Ka tsy azo tononkira.serasera.org antoka mihitsy izany
Jereonareo Indraindray toa milentika
Jereonareo : Indraindray toa misandratra
Jereonareo : Izany indrindra re no fombanay dwxkpd o!
Tano Jesoa ho Tomponao.Tano Izy ho herinao
Fa izy no Toky tsy mamitaka Jesoa.
Raiso Jesoa. Raiso Jesoa. Raiso Jesoa
Raiso Jesoa ho tomponao
Ka rztql tsy azo hianteherana ô
Miovaova 'ty fiainana ity
Tsy azo hianteherana.
Sambatra indrindra isika
Raha rnanana an'i Jesoa ho Tompo
Izy no toky Izy no aro
Mahatoky izy no itokio
Ho sambatra isika ho tretrika koa
Raha Jesoa no pewi Tornpontsika
Aza manorina ny fonao
Fa fandalovana ny eto
Mivadibadika ambony sy ambany
Ka tsy azo tononkira.serasera.org antoka mihitsy izany
Jereonareo Indraindray toa milentika
Jereonareo : Indraindray toa misandratra
Jereonareo : Izany indrindra re no fombanay dwxkpd o!
Tano Jesoa ho Tomponao.Tano Izy ho herinao
Fa izy no Toky tsy mamitaka Jesoa.
Raiso Jesoa. Raiso Jesoa. Raiso Jesoa
Raiso Jesoa ho tomponao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVangy : 204
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FalyFMZA
Daty : 26/01/2026 08:36
