Jehovah no anjarako (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no anjarako
Izaho tsy halahelo
Fa Jesoa no Mpanavotro
Izaho no ravoravo
Maro no tia harena
Betsaka no mila vola
F’izaho eto manana
Jehovah no anjarako
Ny didiny no mamiko
Ny asany no tiako
Ny Teniny ocwgzda mahendry
Ny ràn’ny zanany
No maha dio
Tsy mba tononkira.serasera.org mamiko ny tany
Tsy sitrako ny filàny
Omeko veloma izany
Jehovah no anjarako
Anao tokoa ry Jesosy
Ny fanahiko rehetra
Ataovy vrggifg ho Anao aho e !
Ianao no anjarako hlditais
Izaho tsy halahelo
Fa Jesoa no Mpanavotro
Izaho no ravoravo
Maro no tia harena
Betsaka no mila vola
F’izaho eto manana
Jehovah no anjarako
Ny didiny no mamiko
Ny asany no tiako
Ny Teniny ocwgzda mahendry
Ny ràn’ny zanany
No maha dio
Tsy mba tononkira.serasera.org mamiko ny tany
Tsy sitrako ny filàny
Omeko veloma izany
Jehovah no anjarako
Anao tokoa ry Jesosy
Ny fanahiko rehetra
Ataovy vrggifg ho Anao aho e !
Ianao no anjarako hlditais
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAVisites : 271
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FalyFMZA
Date : 26/01/2026 08:48
