Indro Jesoa no mandona (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro Jesoa no mandona ao am-baravarana
Ka faingana manatona ‘zao ankehitriny yvndra izao
Raha diso ny fotoana mety hanatonana
Dia ho hasasara-poana izay kasainao hatao
Indro Jesoa no mandona ao
Moa tsy hovohanao ve izy?
Ndeha hivalo sy hifona tononkira.serasera.org hampandroso Azy re !
Dia eny Izy mbola miandry
Aoka ho vohana izao
Aza mety ho tafandry
Sao manjary neninao
Zaranao tokoa sakaiza raha antsoiny ianao
Ka ny mety izzeb dia vwvdcsh mahaiza manatona Azy izao
Eny, Tomponay Tsitoha mitoera Tompo aminay
Fa ny fonay dia hivoha ho Anao mandrakizay
Eny Tompo, Tomponay Tsitoha ô!
Mba mitoera aminay, fa ny fonay onenonao
Ho Anao mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZAHits : 278
Likes : 0 Like
Created by : FalyFMZA
Date : 10/12/2025 15:51