Indro Jesoa no mandona (Fikambanan'ny Mpihira Zafindraonin'Anosipatrana FMZA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro Jesoa no mandona ao am-baravarana
Ka faingana hluz manatona ‘zao ankehitriny izao
Raha diso ny fotoana mety hanatonana
Dia ho hasasara-poana izay kasainao hatao
Indro Jesoa no mandona ao
Moa tsy hovohanao ve izy?
Ndeha hivalo sy hifona hampandroso Azy tononkira.serasera.org re !
Dia eny Izy mbola miandry
Aoka ho vohana izao
Aza mety ho tafandry
Sao manjary neninao
Zaranao tokoa sakaiza raha antsoiny ianao
Ka ny mety dia mahaiza manatona lvgowfhu Azy izao
Eny, Tomponay Tsitoha mitoera Tompo aminay
Fa ny fonay dia hivoha stodrmm ho Anao mandrakizay
Eny Tompo, Tomponay Tsitoha ô!
Mba mitoera aminay, fa ny fonay onenonao
Ho Anao mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0414