Tsarovy anie (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsarovy anie,tsarovy anie fa ity tany ity
Dia fandalovana ihany vahiny isika no ety
Any andro,any andro,any andro iray
Dia mbola hiverina daholo @ Andriamanitra Ray
Ref:Koa tandremo,koa tandremo ry tanora ô
Ny fiainana eto anie malama ka mitandrema ianao
Manaova soa,manaova soa raha mbola velona
Ka aza dia ketraka fa milofosa tsara
Na gqks soa na ratsy vitanao tsarovy nwmi tadidio
Tsy maintsy tononkira.serasera.org handalo fitsarana ampitso na anio
Izay vao menatra ianao raha toa ka tsy manan-kambara
Izay rehetra vitanao cvot voasoratra ho tantara

Ny fiainana eto..............................

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 451
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 04/01/2025 17:34