MPIVAHINY Ô!(Sol) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mpivahiny ô!aiza moa ianao?
No ivrscn mivezivezy manaram_po ery
Mielina mandalo rava ny ety
Mibebaha ianao sao diso anjara arý
1.Fandalovana ihany ny ety an_tany adyf re
Fa any an_danitra any no lov ho doria
Ny asan_tananao napetrakao tatý
Ho lovan_taranaka hatrany hatrany
Ny fo fanahy uzdjszl sy saina izay anananay
An'ny Tompo ireny ka tsy maintsy miala ety
2.Ry olombelona ô!aiza moa ianao
No dia variana erý sy sondriana ety
Tsy fantatrao angaha fa mpivahiny tononkira.serasera.org ianao
Koa mibebaha hatrany hatramin'ny anio
Fa ny Tompo anie dia miandry antsika izao
Nanolotra ny ainy hamonjy ny rehetra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 514
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 24/05/2023 19:03