MBA RAISO RE (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Jesoa ô! miantso anao izahay
Mba tantano re vnwlm ny fiainanay
Satria 'zahay mahalala fa
Tsy tonga hiantso ny marina Ianao
Fa ny mpanota hibebaka
Ref: Mifona re!mamelà ny helokay
Miangavy re,mamindrà fo
Jehovah ô!mamelà ny helokay
Mitalaho mba raiso re!
2.Manaiky anao xlgqcxj izahay ry Ray
Fa fantatray fa miasa Ianao
Mino ny fanavotana tononkira.serasera.org nataonao
Ka hijoro vavolombelona aho
Ka hafoiko ny xdhivue amiko noho Ianao
A/C: Marius
Mba tantano re vnwlm ny fiainanay
Satria 'zahay mahalala fa
Tsy tonga hiantso ny marina Ianao
Fa ny mpanota hibebaka
Ref: Mifona re!mamelà ny helokay
Miangavy re,mamindrà fo
Jehovah ô!mamelà ny helokay
Mitalaho mba raiso re!
2.Manaiky anao xlgqcxj izahay ry Ray
Fa fantatray fa miasa Ianao
Mino ny fanavotana tononkira.serasera.org nataonao
Ka hijoro vavolombelona aho
Ka hafoiko ny xdhivue amiko noho Ianao
A/C: Marius
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 664
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 23/05/2023 11:02
