You are here: home > Tononkira > Feon'ny fiderana

JESOSY O! (Feon'ny fiderana)

Jesosy o ianao lalana sy fahamarinana
Ary fiainana sy toky andry iakinana
Tsy nisy makany amin’ny ray afatsy amin alalanao
Jesosy misaotra anao aho e

Jesosy ianao fanilo sy fahazavana
Mitarika anay tsy hivilivily alain’ny satana
Ianao manda sady fiarovana tena mahery
Jesosy o! misaotra anao aho euh

Ianao no havotra mpamonjTsiky dia ampyy tia sy tompo tsy toa
Mikosoka hatrany ny heloka vita sy mamindra fo
Mizaka ny mafy su mangidy indrindra ka nisolo voina
Jesosy o ! misaotra anao aho euh

Hosana no asandratray amin’izany
Fihobiana no ventesinay sesilana
Fiderana no atolotray ho anao
Sy ny tena fanahy sy fo vaovao an! An!
Manana anao ho mpanjakanay manana anao ho fiainana an! An! An!

Mpihira : Feon'ny fiderana
Mpamaky : 68
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tiavinannie
Tamin'ny : 04/04/2022 16:56:32
ID : 14075

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo