JEHOVAH RAY MALALA (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Jehovah Ray Malala tianay ô
O!mba henoy izahay mpianatrao
Handroso lalindalina ihany
Hamonjy ireo fanahy navotanao
2.Ny anaranao Jesoa izay Tompo indrindra
No entinay mamonjy marobe
Ny anaranao no entina hamindra
Ho vonona aho hiasa ho uzkla anao
3.Ekenay Tompo ny anjarasoa
Ny ho mpiara_miasa aminao
Eo aminao mionona ny fo
Ho vonona tononkira.serasera.org aho,hanao ny sitrakao
Ref: nakvk Vohay ny lanitrao Mpamonjy tia
Hatreho ny fotoana izay zojedy atao
Fanahy Hendry ô!mba manampia
Ny fiainanay ho voninahitrao
Havaozy ny fonay sy fanahy
Atolotray an_tananao ry Ray
Fanahy hendry ô!mba mitariha
Ho tody soa an_danitra ny dia
O!mba henoy izahay mpianatrao
Handroso lalindalina ihany
Hamonjy ireo fanahy navotanao
2.Ny anaranao Jesoa izay Tompo indrindra
No entinay mamonjy marobe
Ny anaranao no entina hamindra
Ho vonona aho hiasa ho uzkla anao
3.Ekenay Tompo ny anjarasoa
Ny ho mpiara_miasa aminao
Eo aminao mionona ny fo
Ho vonona tononkira.serasera.org aho,hanao ny sitrakao
Ref: nakvk Vohay ny lanitrao Mpamonjy tia
Hatreho ny fotoana izay zojedy atao
Fanahy Hendry ô!mba manampia
Ny fiainanay ho voninahitrao
Havaozy ny fonay sy fanahy
Atolotray an_tananao ry Ray
Fanahy hendry ô!mba mitariha
Ho tody soa an_danitra ny dia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 811
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 23/05/2023 11:57
