Izay mivesatra (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay mivesatra ny satro-boninahitra
Izay mivesatra koa dia ho afa-pahotana
Hifaly amin'ny lamba fotsy
Hihira amin'ny voninahitra
Ny voninahitry ny Tompo Jesoa
Ref:Hiverina(hiverina aho amin'izao)
wkdsf Hiverina(ka raisonao ry Tompo)
Mba ho nldte afaka ny otako rehetra ×2
Izay miverina nbbr koa tononkira.serasera.org dia ho afaka izao
Izay miverina koa dia hahita ny mazava
Ilay mazava an-danitra hitsilo lalandava
Hitarika ny dia ho tody soa
Izay mivesatra koa dia ho afa-pahotana
Hifaly amin'ny lamba fotsy
Hihira amin'ny voninahitra
Ny voninahitry ny Tompo Jesoa
Ref:Hiverina(hiverina aho amin'izao)
wkdsf Hiverina(ka raisonao ry Tompo)
Mba ho nldte afaka ny otako rehetra ×2
Izay miverina nbbr koa tononkira.serasera.org dia ho afaka izao
Izay miverina koa dia hahita ny mazava
Ilay mazava an-danitra hitsilo lalandava
Hitarika ny dia ho tody soa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 316
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 05/03/2025 17:31
