IZAHO RY JESOSY (Fa#/Sol) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho ry Jesosy dia vonona izao
Ho vonon_kanaraka anao ry Jesoa
Kanefa tbiwfttk ry Tompo malemy izahay
Ka ampio sy vonjeo sao tononkira.serasera.org very eto indray
Kanefa ry Tompo maniry izahay
Fa sarotra mantsy ny lalana aleha
Ka ampio izahay hidera Anao
Tsy hivily na hania fa Ianao no mpiahy
Ka ny fiainako ry Ray atolotro ho anao
Atolotro nnsiiq anao mandra_pialako ety
K'aza avelanao irery raha sendra mania
Fa hanaro sy toroy ny lala_madio
Ref:Jesoa malala ô!Mpamonjy tia
Raiso re fa ondry nania
Jesoa tantano,tantano mfrn izahay
Tantano Jesosy sao very eto
indray
Ho vonon_kanaraka anao ry Jesoa
Kanefa tbiwfttk ry Tompo malemy izahay
Ka ampio sy vonjeo sao tononkira.serasera.org very eto indray
Kanefa ry Tompo maniry izahay
Fa sarotra mantsy ny lalana aleha
Ka ampio izahay hidera Anao
Tsy hivily na hania fa Ianao no mpiahy
Ka ny fiainako ry Ray atolotro ho anao
Atolotro nnsiiq anao mandra_pialako ety
K'aza avelanao irery raha sendra mania
Fa hanaro sy toroy ny lala_madio
Ref:Jesoa malala ô!Mpamonjy tia
Raiso re fa ondry nania
Jesoa tantano,tantano mfrn izahay
Tantano Jesosy sao very eto
indray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 1186
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 27/05/2023 20:44
