IZAHO RY JESOSY (Fa#/Sol) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho ry Jesosy tononkira.serasera.org dia vonona izao
Ho vonon_kanaraka anao ry Jesoa
Kanefa ry Tompo malemy izahay
Ka ampio sy vonjeo sao very eto indray
Kanefa ry Tompo maniry izahay
Fa sarotra mantsy vxkpbug ny lalana aleha
Ka ampio izahay trgtroa hidera Anao
Tsy hivily na hania fa Ianao no mpiahy
Ka ny fiainako ry Ray wyocqzhx atolotro ho anao
Atolotro anao mandra_pialako ety
K'aza avelanao irery raha sendra mania
Fa hanaro sy toroy ny lala_madio
Ref:Jesoa malala ô!Mpamonjy tia
Raiso re fa ondry nania
Jesoa tantano,tantano izahay
Tantano Jesosy sao very eto
indray
Ho vonon_kanaraka anao ry Jesoa
Kanefa ry Tompo malemy izahay
Ka ampio sy vonjeo sao very eto indray
Kanefa ry Tompo maniry izahay
Fa sarotra mantsy vxkpbug ny lalana aleha
Ka ampio izahay trgtroa hidera Anao
Tsy hivily na hania fa Ianao no mpiahy
Ka ny fiainako ry Ray wyocqzhx atolotro ho anao
Atolotro anao mandra_pialako ety
K'aza avelanao irery raha sendra mania
Fa hanaro sy toroy ny lala_madio
Ref:Jesoa malala ô!Mpamonjy tia
Raiso re fa ondry nania
Jesoa tantano,tantano izahay
Tantano Jesosy sao very eto
indray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 1147
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 27/05/2023 20:44
