IZAHO RY JESOSY (Fa#/Sol) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho ry Jesosy dia vonona izao
Ho vonon_kanaraka anao ry Jesoa
Kanefa ry Tompo malemy izahay
Ka ampio sy vonjeo sao very eto indray
Kanefa ry Tompo zfenrmg maniry eqybhun izahay
Fa sarotra mantsy ny lalana aleha
Ka ampio izahay hidera Anao
Tsy hivily na hania fa Ianao no mpiahy
Ka ny fiainako ry Ray atolotro ho anao
Atolotro anao liktb mandra_pialako ety
K'aza avelanao irery raha sendra mania
Fa hanaro sy toroy ny lala_madio
Ref:Jesoa malala ô!Mpamonjy tia
Raiso re fa ondry nania
Jesoa tantano,tantano izahay
Tantano Jesosy sao very eto
tononkira.serasera.org indray
Ho vonon_kanaraka anao ry Jesoa
Kanefa ry Tompo malemy izahay
Ka ampio sy vonjeo sao very eto indray
Kanefa ry Tompo zfenrmg maniry eqybhun izahay
Fa sarotra mantsy ny lalana aleha
Ka ampio izahay hidera Anao
Tsy hivily na hania fa Ianao no mpiahy
Ka ny fiainako ry Ray atolotro ho anao
Atolotro anao liktb mandra_pialako ety
K'aza avelanao irery raha sendra mania
Fa hanaro sy toroy ny lala_madio
Ref:Jesoa malala ô!Mpamonjy tia
Raiso re fa ondry nania
Jesoa tantano,tantano izahay
Tantano Jesosy sao very eto
tononkira.serasera.org indray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 1189
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 27/05/2023 20:44
