You are here: home > Tononkira > Feon'ny fiderana

INONA NO HAVALIKO (Feon'ny fiderana)

Inona re no havaliko anao
Oh ry tompo Andriamanitra oo
Noho ny soa izay nafafinao
Tamin ireto zanakao

Inona re no avaliko anao
Oh ry ray tononkira.serasera.orgbe fitiavana
Tamin’izay rehetra nataonao
Dia nahasoa anay


Tsy hitsahatra ankalaza anao aho
Oh ry tompo Andriamanitra oh
Fa nirahanao ny zanakao
Mba hamonjy anay

Mpihira : Feon'ny fiderana
Mpamaky : 83
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tiavinannie
Tamin'ny : 04/04/2022 10:14:42
ID : 14074

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo