Fianarana ho Kristianina (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hafaliam-po,henika hasoavana izahay
Ny haja,voninahitra anie ho anao ry Ray
Indreto izahay tanoranao manandra-peo
Manolo-tena,miandany ho miaramila(miaramila teo)
1.Tsy kilalao na vazivazy ny fianarana
Ny tenin'ny soratra masina no fianianana
Ny fitsapana noho ny asan'ny satana maro
Ny vavakareo ry sakaiza dia aza atsaharo
2.Ny fiainana Kristinina no tarigetra imasoana
Any ysnt am-piangonana isak'alahady no fotoana
Nialana hatreo ny filibana izay tafahoatra
Andrandrao ggakzfzd ny fiainan-danitra efa tsara voatra
3.Ndao tononkira.serasera.org isika ry velon'aina hanara-dia an'ny Tompo
Handeha an-tsitrapo hilatsaka mba hanompo
Fa fiadanana no valisoa antsika mpankato
Ety an-tany fvij hatrany an-danitra antsika koa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 431
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 05/03/2025 17:17