ASANDRATRAY(GTF) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera anao 'zahay Jesoa
Ka ny feonay no asandratray ho anao
Ventesinay ny hira fiderana anao
Ankalazainay ny anaranao
1. Atokanay ho fanandratana anao
tononkira.serasera.org Izao fotoana tokana pmyxv izao
Ho fanevan'ny fahamarinanao
Ho fitondranay ny anaranao
Indreto izahay azmnurpk miondrika aminao
Am_pototry ny hazo fijalianao
Tolory saina hendry lalandava re
Ka hahay hanompo anao n'aiza n'aiza aleha
2. Ny fiainanay Jesoa dia eo an-tananao
Ampianaro hiasa ho anao
Ka hahay hizara izany fitiavanao
Mba hzumw ho mpianatrao izao tontolo izao
Ka ny fanahinao no angatahinay
Hirotsaka aminay tsirairay
Mba hahavitana ny asa fanompoana anao
K'ampio izahay ary mba tohanonao
Ka ny feonay no asandratray ho anao
Ventesinay ny hira fiderana anao
Ankalazainay ny anaranao
1. Atokanay ho fanandratana anao
tononkira.serasera.org Izao fotoana tokana pmyxv izao
Ho fanevan'ny fahamarinanao
Ho fitondranay ny anaranao
Indreto izahay azmnurpk miondrika aminao
Am_pototry ny hazo fijalianao
Tolory saina hendry lalandava re
Ka hahay hanompo anao n'aiza n'aiza aleha
2. Ny fiainanay Jesoa dia eo an-tananao
Ampianaro hiasa ho anao
Ka hahay hizara izany fitiavanao
Mba hzumw ho mpianatrao izao tontolo izao
Ka ny fanahinao no angatahinay
Hirotsaka aminay tsirairay
Mba hahavitana ny asa fanompoana anao
K'ampio izahay ary mba tohanonao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'ny fideranaVangy : 570
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiannie27
Daty : 23/05/2023 11:13
