ASANDRATRAY(GTF) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera anao 'zahay Jesoa
Ka ny feonay no asandratray ho anao
Ventesinay ny hira fiderana rxthdnoc anao
Ankalazainay ny anaranao
1. Atokanay ho fanandratana anao
Izao fotoana tokana izao
Ho fanevan'ny fahamarinanao
Ho fitondranay ny anaranao
Indreto izahay miondrika aminao
Am_pototry ny hazo fijalianao
Tolory saina tononkira.serasera.org hendry lalandava re
Ka hahay hanompo anao n'aiza n'aiza aleha
2. Ny fiainanay Jesoa dia eo ppzexly an-tananao
Ampianaro hiasa ho vibnwo anao
Ka hahay hizara izany fitiavanao
Mba ho mpianatrao izao tontolo izao
Ka ny fanahinao no angatahinay
Hirotsaka aminay tsirairay
Mba hahavitana ny asa fanompoana anao
K'ampio izahay ary mba tohanonao
Ka ny feonay no asandratray ho anao
Ventesinay ny hira fiderana rxthdnoc anao
Ankalazainay ny anaranao
1. Atokanay ho fanandratana anao
Izao fotoana tokana izao
Ho fanevan'ny fahamarinanao
Ho fitondranay ny anaranao
Indreto izahay miondrika aminao
Am_pototry ny hazo fijalianao
Tolory saina tononkira.serasera.org hendry lalandava re
Ka hahay hanompo anao n'aiza n'aiza aleha
2. Ny fiainanay Jesoa dia eo ppzexly an-tananao
Ampianaro hiasa ho vibnwo anao
Ka hahay hizara izany fitiavanao
Mba ho mpianatrao izao tontolo izao
Ka ny fanahinao no angatahinay
Hirotsaka aminay tsirairay
Mba hahavitana ny asa fanompoana anao
K'ampio izahay ary mba tohanonao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fideranaHits : 581
Likes : 0 Like
Created by : Tiannie27
Date : 23/05/2023 11:13
