ASANDRATRAY(GTF) (Feon'ny fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera anao 'zahay Jesoa
Ka ny feonay no asandratray ho anao
Ventesinay ny hira fiderana fxqadee anao
Ankalazainay ny anaranao
1. Atokanay ho fanandratana anao
Izao fotoana tokana izao
Ho tononkira.serasera.org fanevan'ny fahamarinanao
Ho fitondranay ny rwsjx anaranao
Indreto izahay miondrika aminao
Am_pototry ny hazo fijalianao
Tolory saina hendry lalandava re
Ka hahay hanompo anao n'aiza n'aiza aleha
2. Ny fiainanay Jesoa dia eo an-tananao
Ampianaro hiasa ho anao
Ka hahay hizara izany fitiavanao
Mba ho mpianatrao izao tontolo izao
Ka ny fanahinao no angatahinay
Hirotsaka aminay tsirairay
Mba hahavitana oplfos ny asa fanompoana anao
K'ampio izahay ary mba tohanonao
Ka ny feonay no asandratray ho anao
Ventesinay ny hira fiderana fxqadee anao
Ankalazainay ny anaranao
1. Atokanay ho fanandratana anao
Izao fotoana tokana izao
Ho tononkira.serasera.org fanevan'ny fahamarinanao
Ho fitondranay ny rwsjx anaranao
Indreto izahay miondrika aminao
Am_pototry ny hazo fijalianao
Tolory saina hendry lalandava re
Ka hahay hanompo anao n'aiza n'aiza aleha
2. Ny fiainanay Jesoa dia eo an-tananao
Ampianaro hiasa ho anao
Ka hahay hizara izany fitiavanao
Mba ho mpianatrao izao tontolo izao
Ka ny fanahinao no angatahinay
Hirotsaka aminay tsirairay
Mba hahavitana oplfos ny asa fanompoana anao
K'ampio izahay ary mba tohanonao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'ny fideranaVisites : 545
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiannie27
Date : 23/05/2023 11:13
