Tapakevitra (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Inty ary aho fa manaiky hiasa ho Anao
Manolotena hitory ny filazantsaranao
Ka na inona sedraina na inona hanjoa
Dia mahatoky aho fa eo ianao Jesoa

Na dia tena betsaka aza ireo fahotako
Na nanadino anao, aza aho indraindray
Ianao tsy mba sasatra, namela sy nitahy
Tsy sasatra ianao milaza fa ianao tsy andaho ahy.

Ref : Ankehitriny, vonona aho
Hiova olana e, ho olombaovao
Tsy anao tsinotsinona eh,
ny asa fanompoana Anao
Manolotena aho, anao ny hirakao

2- Ianao milaza fa hoe ny asa-tananao
Dia aoka ho adidinao, adidinao iany
Ka na miatrika ady aza, mafy izahay
Tsy sasatra ianao milaza fa ianao tsy anadao ahy.

O ry Rainay be fitia, tariho ny lalako
Mba hatanterahako ny fitoriana Anao
Omeo ahy ny fahendrena sy ny fandava-tena
Ary hiezaka mafy, anao ny asanao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEOMAFI
Vangy : 99
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 16/07/2024 09:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0766