Tapakevitra (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Inty ary aho fa manaiky hiasa ho Anao
Manolotena hitory ny filazantsaranao
Ka na inona sedraina na inona hanjoa
Dia mahatoky aho fa eo ianao Jesoa
Na dia tena betsaka aza ireo fahotako
Na nanadino anao, aza aho indraindray
Ianao tsy mba sasatra, namela sy nitahy
Tsy sasatra ianao milaza fa ianao tsy andaho ahy.
Ref : Ankehitriny, vonona aho
Hiova olana e, ho olombaovao
Tsy anao tsinotsinona eh,
ny asa fanompoana Anao
Manolotena aho, anao ny hirakao
2- Ianao milaza fa hoe ny wbnysumt asa-tananao
Dia aoka ho adidinao, adidinao iany
Ka na miatrika ady bvgcxmiu aza, mafy izahay
Tsy sasatra ianao milaza fa ianao tsy mcvwq anadao ahy.
O ry Rainay be fitia, tariho ny lalako
Mba hatanterahako tononkira.serasera.org ny fitoriana Anao
Omeo ahy ny fahendrena sy ny fandava-tena
Ary hiezaka mafy, anao ny asanao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEOMAFIVisites : 451
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mientana92
Date : 16/07/2024 09:38