Tapakevitra (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Inty ary tononkira.serasera.org aho fa manaiky hiasa ho Anao
Manolotena hitory ny filazantsaranao
Ka na inona sedraina na inona hanjoa
Dia mahatoky aho fa eo ianao Jesoa

Na dia tena betsaka aza ireo fahotako
Na nanadino anao, aza aho indraindray
Ianao tsy mba sasatra, namela sy nitahy
Tsy sasatra ianao milaza fa ianao tsy andaho ivhtii ahy.

Ref : Ankehitriny, vonona aho
Hiova olana e, ho olombaovao
Tsy anao tsinotsinona eh,
ny asa fanompoana Anao
Manolotena ywomwlhb aho, anao ny hirakao

2- Ianao milaza fa hoe ny asa-tananao
Dia aoka ho adidinao, adidinao iany
Ka na miatrika ady aza, mafy izahay
Tsy sasatra ianao milaza fa ianao tsy anadao ahy.

O ry Rainay be fitia, tariho ny ixfyvmox lalako
Mba hatanterahako ny fitoriana Anao
Omeo ahy ny fahendrena sy ny fandava-tena
Ary hiezaka mafy, anao ny asanao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEOMAFI
Hits : 453
Likes : 0 Like
Created by : Mientana92
Date : 16/07/2024 09:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303