You are here: home > Tononkira > FEOMAFI

MANAJÀ NY RAINAO (FEOMAFI)

https://tononkira.serasera.org/hira/feomafi/manaj-ny-rainao-1

Mba fanirinao ve, ny hoe ahita ny soa?
Sy ho maro andro ety antany ety?
Eny inoko fa efa vavaka mafy tokoa
Ny ho lava andro hiainana anaty fiadana-po.

Ny didy masin'Andriamanitra
No efa Tsiky dia ampynanambara hoe:
Manajà ny Rainao
Manajà ny Reninao
Dia ho tanteraka aminao ireo.

Dada ô! Tianay ianao
Dada ô! Maminay ianao
Ianao nitaiza, nanolokolo, nananatra,nanabe
Ilay Andriamanitra mahery itahy anao anie.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEOMAFI
Mpamaky : 271
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mientana92
Tamin'ny : 26/11/2018 22:42:29
ID : 11170

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo