Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jehovah no fahazavako (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah no fahazavako sy qfbwqlis famonjena ahy
Iza no atahorako
Iza no atahorako
Jehovah no fiarovana mafy tononkira.serasera.org ho an'ny aiko
Iza no angovitako Jehovah no fialofana.
Raha manantona ihinana ny nofoko
Ny ratsy fanahy
Dia izay fahavaloko sy ilay cerraws rafiko
Dia izy ihany no tafintohina ka lavo
Dia izy ihany no tafintohina ka lavo.
Na dia misy antokony mitoby ady amiko aza
Tsy atahotra ny foko
Tsy bzaqj atahotra ny foko
Na dia misy ady miatra amiko aza
Dia atoky ihany aho
Dia atoky ihany aho
Iza no atahorako
Iza no atahorako
Jehovah no fiarovana mafy tononkira.serasera.org ho an'ny aiko
Iza no angovitako Jehovah no fialofana.
Raha manantona ihinana ny nofoko
Ny ratsy fanahy
Dia izay fahavaloko sy ilay cerraws rafiko
Dia izy ihany no tafintohina ka lavo
Dia izy ihany no tafintohina ka lavo.
Na dia misy antokony mitoby ady amiko aza
Tsy atahotra ny foko
Tsy bzaqj atahotra ny foko
Na dia misy ady miatra amiko aza
Dia atoky ihany aho
Dia atoky ihany aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEOMAFIVangy : 1310
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 19/11/2018 20:27
