You are here: home > Tononkira > FEOMAFI

EKENAY MANDRAKIZAY (FEOMAFI)

Tinay Jeso miaraka aminao
Fifalihana ny midera anao
Sambatra tretrika
Ravo ny fanahy mihira izao
Tsy anahy fa ho sahy
Ny heriNao tokoa no momba ahy

Na mafy aza ny  ady atao
Ny FEtononkira.serasera.orgOMAFI tsy miala aminao

Vonona aho hiasa ho anao
Tsy itaraina akory na dia mafy ny asa atao

Ekenay mandrakizay
Hiasa ho anao ry Ray

Efa miandry ilay valim-pitia ho anao
Anilan'ilay Ray
Ho anao sy ho ahy.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEOMAFI
Mpamaky : 199
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mientana92
Tamin'ny : 26/11/2018 22:42:41
ID : 11168

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo