Tia anao Jesosy (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia anao Jesosy
Ambarako aminao ny fitiavan'i Jesosy
Izao tontolo izao no nahatongavany tety
Hamonjy tononkira.serasera.org ahy sy ianao no nahaterahan'i Kristy
Tia anao Jesosy, tia anao Jesosy, tia ahy koa
Ny eeoywc ainy no nasolo ny ota rehetra vitanao
Nafoiny ho anao daholo, ka voavela ny helokao
Ary izao tontolo izao, dia indro nahazo aim-baovao

Anio dia atolory ny fiainanao mba hanjakany
Ny otanao hitsory, fa efa latsaka ny ràny
Ny helokao rehetra dia foana hatreo fa nofafany
Tia tlytv anao Jesosy, tia anao Jesosy, tia ahy koa
vfbsnc

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 615
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 01/02/2025 11:00