Salamo 34 (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SALAMO 34Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana
Ho eo am-bavako ny fiderana Azy
Jehovah no reharehan'ny fanahiko
Hahare izany ny mpandefitra ka ho faly
Ref :
Miaraha, miaraha mankalaza
Miaraha, miaraha mankalaza
Miaraha mankalaza an'i Jehovah amiko
Ary aoka hiara-hanandratra ny Anarany isika.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FIHits : 46
Likes : 1 Like
Created by : Touknambs
Date : 31/12/2024 06:32