Salamo 34 (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SALAMO 34
Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana
Ho eo am-bavako ny fiderana Azy
Jehovah apivk no reharehan'ny fanahiko
Hahare izany ny mpandefitra ka ho faly
Ref :
Miaraha, miaraha mankalaza
Miaraha, miaraha mankalaza
Miaraha mankalaza fngms an'i Jehovah amiko
Ary msay aoka hiara-hanandratra ny Anarany isika. tononkira.serasera.org
Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana
Ho eo am-bavako ny fiderana Azy
Jehovah apivk no reharehan'ny fanahiko
Hahare izany ny mpandefitra ka ho faly
Ref :
Miaraha, miaraha mankalaza
Miaraha, miaraha mankalaza
Miaraha mankalaza fngms an'i Jehovah amiko
Ary msay aoka hiara-hanandratra ny Anarany isika. tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FIVisites : 520
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Touknambs
Date : 31/12/2024 06:32
