Ndao (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao
1. Ry olombelona, tononkira.serasera.org ndeha hivavaka
Ny Tompo Jesosy dia tsy manavaka
Fa Izy milaza, fa tia anao
Ka pchluvoc manantona ianao
Ny fanahiana dia cezlnf ialao
Fa indro Jesosy no momba anao
2. O! Ry mpanota ndeha hibebaka
Ialao ny ratsy ka ndao hiezaka
Ny Tompo Jesosy no nandao
Ny lapany soa mba hamonjy iewq anao
Ny ràny mihintsy no nalatsaka
Hahatonga anao ho olon'afaka
3. O! Ry mpivavaka ndeha hifaly
F'ilay Tompon-tsika efa nijaly
K'atolory Azy ny fiderana
Hirao ny hoby sy ny hosana
Mendrika ho Azy ny haleloia
Anio ny teniny dia henoy
1. Ry olombelona, tononkira.serasera.org ndeha hivavaka
Ny Tompo Jesosy dia tsy manavaka
Fa Izy milaza, fa tia anao
Ka pchluvoc manantona ianao
Ny fanahiana dia cezlnf ialao
Fa indro Jesosy no momba anao
2. O! Ry mpanota ndeha hibebaka
Ialao ny ratsy ka ndao hiezaka
Ny Tompo Jesosy no nandao
Ny lapany soa mba hamonjy iewq anao
Ny ràny mihintsy no nalatsaka
Hahatonga anao ho olon'afaka
3. O! Ry mpivavaka ndeha hifaly
F'ilay Tompon-tsika efa nijaly
K'atolory Azy ny fiderana
Hirao ny hoby sy ny hosana
Mendrika ho Azy ny haleloia
Anio ny teniny dia henoy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 305
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 05/03/2025 09:45
