Manompoa ny Tompo (tafa tafa ...) (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manompoa ny Tompo (tafa tyga tafa ...)

1/Tafa tafa mihintsy nge oa(ia) nareo zany e!
Mety mety mihintsy hita avy hatrany e!
Fa (mba) inona no ketrika fa inona yvop no tononkira.serasera.org sera
Mba izarao izahay mitsamy e!

2/Tsy mibizina izany pasiteranay
Tsisy ketrika izany oa ao ampiangonanay
Fa fitaizana ara-panahy fanomananany mandrakizay

Ref:
Manompony Tompo no ataonay
Miasa amin'ny fahamarinana
Mikatsaka ny fanjakan'ny Ray
Ny zavatra rehetra avy wtkq eo no manampy anay


A/C RAHARIJAONA Andry

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FI
Vangy : 330
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 01/02/2025 10:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0352