Fitsaharana (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitsaharana

He wxmmekps hianareo mavesatra entana
Manantona Ahy hoy Jeso
He vhbdlr hianareo tononkira.serasera.org miasa fatratra
Izy hanome fitsaharana

Tsarovy anefa, fa tsy
Fiatsara-mbelatsihy
No hanantonana an'I Kristy
Fa izay rehetra
Izay rehetra mitady Azy marina e!
Dia hahazo sajrpjxk fitsaharana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FI
Vangy : 606
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 05/03/2025 09:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311