Fitsaharana (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitsaharana
He hianareo nqbz mavesatra khyevni entana
Manantona Ahy hoy Jeso
He hianareo miasa fatratra
Izy hanome fitsaharana
Tsarovy anefa, fa tsy
Fiatsara-mbelatsihy
No tononkira.serasera.org qmhj hanantonana an'I Kristy
Fa izay rehetra
Izay rehetra mitady Azy marina e!
Dia hahazo fitsaharana
He hianareo nqbz mavesatra khyevni entana
Manantona Ahy hoy Jeso
He hianareo miasa fatratra
Izy hanome fitsaharana
Tsarovy anefa, fa tsy
Fiatsara-mbelatsihy
No tononkira.serasera.org qmhj hanantonana an'I Kristy
Fa izay rehetra
Izay rehetra mitady Azy marina e!
Dia hahazo fitsaharana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FIHits : 609
Likes : 1 Like
Created by : Touknambs
Date : 05/03/2025 09:51
