Fitsaharana (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitsaharana
He hianareo mavesatra gtlo entana
Manantona Ahy skqvetjg hoy Jeso
He hianareo miasa fatratra
Izy hanome fitsaharana
Tsarovy anefa, fa tsy
Fiatsara-mbelatsihy
No zouvou hanantonana an'I Kristy
Fa izay rehetra
Izay rehetra tononkira.serasera.org mitady Azy marina e!
Dia hahazo fitsaharana
He hianareo mavesatra gtlo entana
Manantona Ahy skqvetjg hoy Jeso
He hianareo miasa fatratra
Izy hanome fitsaharana
Tsarovy anefa, fa tsy
Fiatsara-mbelatsihy
No zouvou hanantonana an'I Kristy
Fa izay rehetra
Izay rehetra tononkira.serasera.org mitady Azy marina e!
Dia hahazo fitsaharana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FIVisites : 608
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Touknambs
Date : 05/03/2025 09:51
