Famonjena (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ tononkira.serasera.org He teraka any Betlehema
Ilay Mpanjaka lehibe
Ventesonao ny salema
Asandrato re ny feo
Fa indro tonga ilay Mpamonjy
Nietry tena ho anao
Nitondra avotra sy vonjy
Ka rzsmbzxx mihoby izahay.
2/ Fa taitra mafy ireo magy
Raha nahita kintana
Ka tapa-kevitra hamangy
'Lay zaza tsara vintana
Nanolotra ny miora,
Zava-mani-pofona
Mba ho ptcefezc an’ilay Zazakely
Izay hiankohofana.
3/ Fa taitra mafy tokoa
Ireo mpiandry ondry ireo
Izy ireo dia faly fo
Niaraka nanandram-peo
Fa indro tonga ilay Mpamonjy
Nietry tena ho anao
Nitondra avotra sy vonjy
Ka mihoby izahay. mnttc
Ilay Mpanjaka lehibe
Ventesonao ny salema
Asandrato re ny feo
Fa indro tonga ilay Mpamonjy
Nietry tena ho anao
Nitondra avotra sy vonjy
Ka rzsmbzxx mihoby izahay.
2/ Fa taitra mafy ireo magy
Raha nahita kintana
Ka tapa-kevitra hamangy
'Lay zaza tsara vintana
Nanolotra ny miora,
Zava-mani-pofona
Mba ho ptcefezc an’ilay Zazakely
Izay hiankohofana.
3/ Fa taitra mafy tokoa
Ireo mpiandry ondry ireo
Izy ireo dia faly fo
Niaraka nanandram-peo
Fa indro tonga ilay Mpamonjy
Nietry tena ho anao
Nitondra avotra sy vonjy
Ka mihoby izahay. mnttc
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahatony79
Daty : 21/10/2026 17:38
