Fa zava-misy (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa zava-misy
1.Roso indray, nmli ny lalanay,
Hanoy ny iraka efa nataonao,
Ny Herinao sy ilay Teninao,
No ampinga...Entinay izao
Antso, toloko manakoako,
No hhue indro manjaka...etsy sy eroa
Aiza ianao Jeso, aiza ianao Jeso
Feno herisetra ny xvcnuyyr 'tontolo iainanay
Ref :
Fa zava-boahary niangaranao izahay,
Nomenao fofon'aina,
Hahay hitia, hanintsy ny dia
Koa ampianaro izahay
Hahay hampanjaka
Ny didy nomenao anay hatrizay tononkira.serasera.org
2.Tsy napetrakay amy toerany,
Ny vola sy harena ry Tompo o!
Fa notopoinay avy hatrany,
Toa andriamanitra,
Ny ainano tefenao,
Zary kilalao
Ref :
Fa zava-boahary niangaranao izahay,
Nomenao fofon'aina,
Hahay hitia, hanintsy ny dia
Koa ampianaro izahay
Hahay hampanjaka
Ny didy nomenao anay hatrizay
(F'Andriamanitra filaminana Ianao)
(Fa zava-misy iainanay izany)
1.Roso indray, nmli ny lalanay,
Hanoy ny iraka efa nataonao,
Ny Herinao sy ilay Teninao,
No ampinga...Entinay izao
Antso, toloko manakoako,
No hhue indro manjaka...etsy sy eroa
Aiza ianao Jeso, aiza ianao Jeso
Feno herisetra ny xvcnuyyr 'tontolo iainanay
Ref :
Fa zava-boahary niangaranao izahay,
Nomenao fofon'aina,
Hahay hitia, hanintsy ny dia
Koa ampianaro izahay
Hahay hampanjaka
Ny didy nomenao anay hatrizay tononkira.serasera.org
2.Tsy napetrakay amy toerany,
Ny vola sy harena ry Tompo o!
Fa notopoinay avy hatrany,
Toa andriamanitra,
Ny ainano tefenao,
Zary kilalao
Ref :
Fa zava-boahary niangaranao izahay,
Nomenao fofon'aina,
Hahay hitia, hanintsy ny dia
Koa ampianaro izahay
Hahay hampanjaka
Ny didy nomenao anay hatrizay
(F'Andriamanitra filaminana Ianao)
(Fa zava-misy iainanay izany)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 464
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 01/02/2025 11:06
