Fa zava-misy (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa zava-misy
1.Roso indray, ny lalanay,
Hanoy ny iraka efa nataonao,
Ny Herinao sy ilay Teninao,
No ampinga...Entinay izao
Antso, toloko manakoako,
No indro cxjmkfv manjaka...etsy sy eroa
Aiza ianao Jeso, aiza tononkira.serasera.org ianao Jeso
Feno herisetra ny 'tontolo gukhuwm iainanay
Ref :
Fa zava-boahary niangaranao izahay,
Nomenao fofon'aina,
Hahay hitia, hanintsy ny dia
Koa ampianaro izahay
Hahay hampanjaka
Ny didy nomenao anay hatrizay
2.Tsy napetrakay amy toerany,
Ny vola sy harena ry Tompo xzrnbuc o!
Fa notopoinay avy hatrany,
Toa andriamanitra,
Ny ainano tefenao,
Zary kilalao
Ref :
Fa zava-boahary niangaranao izahay,
Nomenao fofon'aina,
Hahay hitia, hanintsy ny dia
Koa ampianaro izahay
Hahay hampanjaka
Ny didy nomenao anay hatrizay
(F'Andriamanitra filaminana Ianao)
(Fa zava-misy iainanay izany)
1.Roso indray, ny lalanay,
Hanoy ny iraka efa nataonao,
Ny Herinao sy ilay Teninao,
No ampinga...Entinay izao
Antso, toloko manakoako,
No indro cxjmkfv manjaka...etsy sy eroa
Aiza ianao Jeso, aiza tononkira.serasera.org ianao Jeso
Feno herisetra ny 'tontolo gukhuwm iainanay
Ref :
Fa zava-boahary niangaranao izahay,
Nomenao fofon'aina,
Hahay hitia, hanintsy ny dia
Koa ampianaro izahay
Hahay hampanjaka
Ny didy nomenao anay hatrizay
2.Tsy napetrakay amy toerany,
Ny vola sy harena ry Tompo xzrnbuc o!
Fa notopoinay avy hatrany,
Toa andriamanitra,
Ny ainano tefenao,
Zary kilalao
Ref :
Fa zava-boahary niangaranao izahay,
Nomenao fofon'aina,
Hahay hitia, hanintsy ny dia
Koa ampianaro izahay
Hahay hampanjaka
Ny didy nomenao anay hatrizay
(F'Andriamanitra filaminana Ianao)
(Fa zava-misy iainanay izany)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FIHits : 467
Likes : 1 Like
Created by : Touknambs
Date : 01/02/2025 11:06
