Fa zava-misy (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa zava-misy

1.Roso indray, ny lalanay,
Hanoy ny iraka efa nataonao,
Ny Herinao sy ilay Teninao,
No ampinga...Entinay izao

Antso, toloko manakoako,
No indro manjaka...etsy sy eroa
Aiza ianao Jeso, aiza ianao Jeso
Feno herisetra ny 'tontolo iainanay

Ref :
Fa zava-boahary niangaranao izahay,
Nomenao fofon'aina,
Hahay hitia, hanintsy ny dia
Koa ampianaro izahay
Hahay hampanjaka
Ny didy nomenao anay hatrizay

2.Tsy napetrakay amy toerany,
Ny vola sy harena ry Tompo o!
Fa notopoinay avy hatrany,
Toa andriamanitra,
Ny ainano tefenao,
Zary kilalao

Ref :
Fa zava-boahary niangaranao izahay,
Nomenao fofon'aina,
Hahay hitia, hanintsy ny dia
Koa ampianaro izahay
Hahay hampanjaka
Ny didy nomenao anay hatrizay
(F'Andriamanitra filaminana Ianao)
(Fa zava-misy  iainanay izany)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FI
Visites : 78
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Touknambs
Date : 01/02/2025 11:06
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0783