Fa mahagaga (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa mahagaga!
Moa ve mba fantatrao ihany, 'lay zanak'Andriamanitra Ray?
Fa Izy anie 'lay tonga teto an-tany, nanambara ny marina
Ny fisiany anie dia efa hatrizay ,Tsy miova, omaly,  anio ...
Mandrakizay ... tsisy fetra "Izy ilay Tompo Mpahary"

1/(Nolavinao) Nolavinao ho toy ny tsisy (taloha)
Nefa dia misisika aminao
Ny faniriany anie dtijbyrl dia efa iray
Dia ho auyqwfb iray latabatra
Tsisy intsony ilay misaraka,
Fa avy dia "Eo anilany"
Raha manaraka ny didiny napetrany.

2/(Indraindray) Ndraindray anie isika izao (ndraindray)
Mizahozaho feno hery
Anaty fifaliana mifamahofaho,
Nefa taiza ilay famonjena?
Mahaiza manetry tena re
F'izay no sitrak'Andriamanitra
Mivonona hanompo fa cwzhs ....
Tsy tompoina

3/(Raha izao) Raha izao fiainana izao (no rava)
Na tsy hanjakan' i Jesosy
Aiza ho aiza ny anjara fitahiana?
Tsy efa rotidrotika.
Tanaty haizina ianao taloha,
Avy eo nanehoany ny voninahitra
Fa mahagaga, dia mahagaga
Ny hatsarany tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FI
Vangy : 541
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 11/01/2025 10:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314