Andron'ny Noely (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Lehilahy)
Andro tokana aman-tany meva sady soa
'Zany andron'ny Noely miavaka tokoa
Fifalian'ny eran-tany aman-danitra
Fa ho avy ilay Mesia szacldwo mba hanavotra
Andro iray toa hafakely
Izay malaza eran-tany
Izany zhqditn andron'ny tononkira.serasera.org Noely
Mampanembona aok'izany
Ny any avaratra mihira
Ny any antsimo koa mamaly
Ny antsinanana tsy miato
Ny any htdnszc andrefana toa faly
Hirahira fiderana
Manandratra fankalazana
Hirahira tsy miato
Fifaliana avy ao anaty e!
Ny Noely!
Mampitsiky lalandava
Mampisinda alahelo
Ny Noely!
(Mifamaly: Vehivavy - Lehilahy)
Hirahira
Hirahira e!
Fiderana
Fiderana e!(X2)
Andro tokana aman-tany meva sady soa
'Zany andron'ny Noely miavaka tokoa
Fifalian'ny eran-tany aman-danitra
Fa ho avy ilay Mesia szacldwo mba hanavotra
Andro iray toa hafakely
Izay malaza eran-tany
Izany zhqditn andron'ny tononkira.serasera.org Noely
Mampanembona aok'izany
Ny any avaratra mihira
Ny any antsimo koa mamaly
Ny antsinanana tsy miato
Ny any htdnszc andrefana toa faly
Hirahira fiderana
Manandratra fankalazana
Hirahira tsy miato
Fifaliana avy ao anaty e!
Ny Noely!
Mampitsiky lalandava
Mampisinda alahelo
Ny Noely!
(Mifamaly: Vehivavy - Lehilahy)
Hirahira
Hirahira e!
Fiderana
Fiderana e!(X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahatony79
Daty : 21/10/2026 17:50
