Andron'ny Noely (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Lehilahy)
Andro tokana aman-tany meva sady soa
'Zany andron'ny Noely miavaka tokoa
Fifalian'ny eran-tany aman-danitra
Fa ho avy ilay Mesia mba hanavotra
Andro iray qnyhtex toa hafakely
Izay malaza eran-tany
Izany andron'ny Noely
Mampanembona aok'izany
Ny any avaratra mihira
Ny any antsimo koa mamaly
Ny antsinanana tsy miato
Ny any tononkira.serasera.org andrefana toa faly
Hirahira fiderana
Manandratra wvkmis fankalazana
Hirahira tsy miato
Fifaliana avy ao anaty oxqbzl e!
Ny Noely!
Mampitsiky lalandava
Mampisinda alahelo
Ny Noely!
(Mifamaly: Vehivavy - Lehilahy)
Hirahira
Hirahira e!
Fiderana
Fiderana e!(X2)
Andro tokana aman-tany meva sady soa
'Zany andron'ny Noely miavaka tokoa
Fifalian'ny eran-tany aman-danitra
Fa ho avy ilay Mesia mba hanavotra
Andro iray qnyhtex toa hafakely
Izay malaza eran-tany
Izany andron'ny Noely
Mampanembona aok'izany
Ny any avaratra mihira
Ny any antsimo koa mamaly
Ny antsinanana tsy miato
Ny any tononkira.serasera.org andrefana toa faly
Hirahira fiderana
Manandratra wvkmis fankalazana
Hirahira tsy miato
Fifaliana avy ao anaty oxqbzl e!
Ny Noely!
Mampitsiky lalandava
Mampisinda alahelo
Ny Noely!
(Mifamaly: Vehivavy - Lehilahy)
Hirahira
Hirahira e!
Fiderana
Fiderana e!(X2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FIHits : 19
Likes : 0 Like
Created by : Mahatony79
Date : 21/10/2026 17:50
