Andron'ny Noely (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Lehilahy)
Andro tokana tononkira.serasera.org aman-tany mcfvtos meva sady soa
'Zany andron'ny Noely jfexelp miavaka tokoa
Fifalian'ny eran-tany aman-danitra
Fa ho avy ilay Mesia mba hanavotra
Andro iray toa hafakely
Izay malaza eran-tany
Izany andron'ny Noely
Mampanembona aok'izany
Ny any avaratra mihira
Ny ikazh any antsimo koa mamaly
Ny antsinanana tsy miato
Ny any andrefana toa faly
Hirahira fiderana
Manandratra fankalazana
Hirahira tsy miato
Fifaliana avy ao anaty e!
Ny Noely!
Mampitsiky lalandava
Mampisinda alahelo
Ny Noely!
(Mifamaly: Vehivavy - Lehilahy)
Hirahira
Hirahira e!
Fiderana
Fiderana e!(X2)
Andro tokana tononkira.serasera.org aman-tany mcfvtos meva sady soa
'Zany andron'ny Noely jfexelp miavaka tokoa
Fifalian'ny eran-tany aman-danitra
Fa ho avy ilay Mesia mba hanavotra
Andro iray toa hafakely
Izay malaza eran-tany
Izany andron'ny Noely
Mampanembona aok'izany
Ny any avaratra mihira
Ny ikazh any antsimo koa mamaly
Ny antsinanana tsy miato
Ny any andrefana toa faly
Hirahira fiderana
Manandratra fankalazana
Hirahira tsy miato
Fifaliana avy ao anaty e!
Ny Noely!
Mampitsiky lalandava
Mampisinda alahelo
Ny Noely!
(Mifamaly: Vehivavy - Lehilahy)
Hirahira
Hirahira e!
Fiderana
Fiderana e!(X2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FANANTENANA ANTSA-FIVisites : 18
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahatony79
Date : 21/10/2026 17:50
