Andro Lehibe (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Andro lehibe ny andro anio
Efa voalaza hatry ny ela fa
Zaza no ho teraka
Zazalahy no homeny antsika
Ary ny fanapahana
Dia eo an-tsorony
Ary ny Anarany
Ny Anarany hatao hoe:
Ref:
Mahagaga, mpanolo-tsaina
Andriamanitra mahery, Rain'ny fiadanana
An, an, an, an
Andro lehibe ny oeazkd andro anio
2/ Andro lehibe ny andro anio
Sasak'alim-be rkovtf tao an-tsaha
Anjely no nilaza agdchmp fa
Teraka ao Betlehema Mesia
'Lay Zanak'Andriamanitra
Nidina tety an-tany
Azy ny fanjakana
Ary ny tononkira.serasera.org famonjeny tsy ho lany
Efa voalaza hatry ny ela fa
Zaza no ho teraka
Zazalahy no homeny antsika
Ary ny fanapahana
Dia eo an-tsorony
Ary ny Anarany
Ny Anarany hatao hoe:
Ref:
Mahagaga, mpanolo-tsaina
Andriamanitra mahery, Rain'ny fiadanana
An, an, an, an
Andro lehibe ny oeazkd andro anio
2/ Andro lehibe ny andro anio
Sasak'alim-be rkovtf tao an-tsaha
Anjely no nilaza agdchmp fa
Teraka ao Betlehema Mesia
'Lay Zanak'Andriamanitra
Nidina tety an-tany
Azy ny fanjakana
Ary ny tononkira.serasera.org famonjeny tsy ho lany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahatony79
Daty : 21/10/2026 17:25
